Eduardo Paes

Eduardo Paes: Ireo fitsipika 4 mikasika ny tanàn-dehibe

841,298 views • 12:21
Subtitles in 30 languages
Up next
Details
Discussion
Details About the talk

Eduardo Paes dia ben'ny tanana'i Rio de Janeiro, tànana hafa kely, sarotra atao, mahafinaritra ihany koa ary misy mponina 6.5 tapitrisa. Mizara hevitra efatra izy mikasika ny fitantanany ny tanàna — sy ny tanàn-dehibe rehetra — milaza ny ny hoavin'izy ireny izy, ary mizara fanapahan-kevitra lehibe (azo atao tsara) ho fanavaozana ny fotodrafitrasa ary koa ny fomba atao mba ho tanàn-dehibe "manara-penitra".

About the speaker
Eduardo Paes · Mayor of Rio de Janeiro

Mayor Eduardo Paes is on a mission to ensure that Rio's renaissance creates a positive legacy for all its citizens.

Mayor Eduardo Paes is on a mission to ensure that Rio's renaissance creates a positive legacy for all its citizens.